#foibs it is 8 AM.
Explore tagged Tumblr posts
foibles-fables · 10 days ago
Text
thinking once again about the delicious concept of Talanah having deeper and more numerous hang-ups about sex than Aloy would...
When it comes to the act itself, at least. We all know Aloy has a metric fuckton of interpersonal baggage to work through, and she's certainly gotten started on that. But I think, in an early established relationship with the two of them on equal ground communication-wise, she'd be way more clearheaded about the act of sex specifically.
The Nora are an incredibly sex-positive tribe, as long as it don't result in babies outside of a sanctioned mate blessing. They use contraceptives liberally ("my sister stopped taking her tea!") and same-sex couplings are accepted and not outside of the social norm. While the tribal leadership is a matriarchy specifically based on the merit of having progeny, the rest of their society is an egalitarian one.
Rost, as a devout Nora, would've felt the same way about sex. And he would have impressed these ideas upon Aloy--with frankness, with no nonsense or baggage (since there's no social backing for it)--in preparation for her to join the tribe after her Proving, as was his wish. I think any angst Aloy would have about sex would be connected to her heaps of internalized otherness rather than upbringing--but if that was settled beforehand, I don't think she'd feel shame about the act itself.
The Carja, on the other hand. lmao.
Unlike the Nora, we don't have a canon outline of their attitude toward sex specifically--however, one can infer that it would fall into the rest of their patriarchal societal structure. They're kinda Catholic-lite, if you will, but make it the Sun. Only a couple blips of ambient dialogue give reference to it and they're mostly played for idle laughs.
We know Talanah herself is a badass and hellbent on breaking social barriers--but I think it's also interesting to view her through the lens of also being a product of not only Carja society at large, but also a noble upbringing. I just think it's fascinating, character-wise, to think of her having no shame or trepidation about kicking down the door of the Lodge--but still having to fight internalized shame about sex, when it comes down to it. Obviously, that wouldn't be a part of her everyday behavior we've seen portrayed. But it's just so compelling to think about from a theoretical standpoint.
AND it ties pretty much directly into the Comphet Talanah Hypothesis. Shame about sex is one thing--shame about having and/or wanting to have sex with women is another thing entirely. To me, in-game evidence points to the idea that the Carja are at least somewhat tolerant of same-sex couples in the peasantry. But I do see it being viewed as very very very much against the grain for the upper class, because noble patriarchy. Not downright condemned as sinful in and of itself, but regarded and responded to with an extreme amount of otherness as one falls out of line re: their "rightful duty" to their Khane. For a noble who is gay, lots of repression, lots of internalized homophobia.
So consider Talanah. Already othered to the point of some pretty bitter social rejection, as we see in HZD. Why would she, as a noble with the ingrained upbringing that comes with it, want to embrace that part of herself and bring more otherness upon herself? If she's going to feel shame about sex and baggage about sexual relationships, wouldn't it just be easier to make herself take the path of least resistance and have it be with a man? Because at least that's what she's supposed to do. Right? And she barely even has the language for anything else. Even though she's never really done anything she's "supposed to do" before. Maybe it would just be better to do that, for once. But why does that feel so wrong? Why does it feel like she's going against herself? Why does the thought of being with a man actually make her recoil? That’s what she’s supposed to want, isn’t it? After everything why does this make her want to hide? Why can't she stop thinking about Aloy? Aloy's hands, Aloy's mouth? Why can't this one Sun-damned thing just be easy?
Just. Ough. I love that this concept puts another line of give and take into their developing relationship. Talanah helping Aloy come further out of her internalized isolation through shared experience--Aloy helping Talanah come out of her internalized sexual shame and homophobia thanks to her own lack of baggage surrounding the two.
I have so many moment-specific headcanons about all of this BUT this is already long enough so I'll just spare you and leave you with the meta. for now. (that's a threat)
103 notes · View notes
thisdarlingluna · 1 year ago
Note
I gotta know about horizon high school!
Oh hey Foibs!
Apologies for the long wait. Was about to answer a few days ago and noticed if I waited until today it would have been 69 (NICE!) days since you asked.
Still right when you asked I set out to find the Guerrilla stream where this idea originated. I commited to rewatching/listening to the entire HZD playthrough and the first 8 HFW streams. And I found it 2 weeks later and then work got nutty and and I was getting little sleep. Everything fell to the wayside.
And here I am still thinking about it. It was early in the stream and ther was mention of a yearbook photo and a quote. I didnt save anything from chat but I did make a note tucked away somewhere in my brain. Only still vibes and some notes I have written down somewhere but I wanted to treat it like an au. I wanted to imagine what all our favorite characters would look like as High School students/staff. Figure out their styles and what perhaps their extra curricular activities would be. Also Kamui Cosplays casual Aloy from a few years ago was an influence.
1 note · View note
vaovaowagner-blog · 8 years ago
Text
WAGNER
Filazan-draharaha 26 martsa 2017 
1.    Fiarahabana
« Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon'i Jehovah, ary aza rereka raha resi-lahatry ny anatra ataony hianao; Fa izay tian'i Jehovah no faizany, ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny » (Oha. 3. 11, 12).
Izany teny ao amin’ny Hebreo, toko faha-12, andininy faha-5 b sy faha-6 izany, sady koa ao amin’ny Oha. 3. 11, 12, no entinay miarahaba anareo amin’izao alahady farany amin’ny volana martsa izao.
2.    Avy amin’ny FOIBE FJKM
Le comité de célébration du jubilé d’or de la FJKM et le 200ème anniversaire de l’arrivée des missionnaires LMS à Madagasikara organise un concours d’Hymne et de Logo, concours ouvert à tous.
Les détails techniques requis pour ces 2 concours : Hymne et Logo sont à votre disposition sur notre site web. Les dossiers de participation sont à remettre en main propre au bureau N° 215 du siège de la FJKM au plus tard le 31 mars 2017.
  3.    Avy amin’ny SP37
Fandaminana ny Herinandro Masina eto amintsika Île de France, izay manomboka ny 9 Aprily 2017-16 Aprily 2017.
Ny 9 Aprily sy ny 16 Aprily  2017 dia samy manatanteraka izany any amin'ny fiangonany avy, ny 15 Aprily 2017 moa dia toy ny fanaontsika dia ho fotoanan'ny fahanginana.            Ny 10-14 Aprily dia toy izao ny toerana :
 Alatsinainy 10 Aprily
ERF  Meaux, 39 Faubourg Saint Nicolas, 77100 Meaux.
Talata 11 Aprily
64,  rue Maurice Arnoux,  92120, Montrouge
Alarobia 12 Aprily
Eglise  St Marcel, 24 rue Pierre Nicole, 75008 PARIS
Alakamisy 13 Aprily
Eglise  St Marcel, 24 rue Pierre Nicole, 75008 PARIS
Zoma 14 Aprily
7bis rue  du Pasteur Wagner, 75011 Paris
 Toy ny fanaontsika koa izay hifandimbiasana isan-taona, ny Alakamisy Masina dia misy ny Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo.
Isaky ny Fiarahantsika mivavaka amin'io Herinandro Masina ao amin'ny fandaharana io, dia hisy hatrany ny RAKITRA ROA ,ka ny  VOALOHANY  an'ny Fiangonana mampiantrano ary ny FAHAROA kosa ho an'ny Synodamparitany.
Misaotra sy mankasitraka indrindra ry havana noho ny fiaraha-miasa sy ny fiombonantsika. Manao veloma finaritra anareo amin'ny anaran'i Jesoa Tompo izahay. Ny mpitantsoratry ny Synodamparitany 37 Jean D'Elinivo Emmanuel Mpitandrina.
    Fisaorana :
Ho an'ny Mpitandrina sy ny Fiangonana rehetra ato anatin'ny Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina :
Ry havana, 
Ho aminareo mandrakariva anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesoa Tompo.
 Misaotra an'Andriamanitra isika ry havana fa tontosa soa amantsara ny fanompoam-pivavahana ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra ho Fanokanana Mpiandry, Famoahana sy Fitsofandrano Mpitoriteny sy Mpampianatra Sekoly Alahady izay notanterahintsika ny Asabotsy 11 Mars 2017 teo. 
Nasehontsika tamin'izany  fa Fiangonana mandala ny fiombonana Masina isika, ka ny fandraisan'ny rehetra anjara no nahatomombana ny fotoana.
Misaotra sy mankasitraka ny Talen'ny Sefala Foibe, ny Talen'ny SAMM sady filohan'ny Sampana Sekoly Alahady Foibe, ny Filoha mivady sy ny biraon'ny Synodamparitany VFA N° 37, ny Mpitandrina mivady  sy ny fiangonana ato anatin'ny Synodamparitany , ny diakona isam-pitandremana, ny STK SP, ny Mpitoriteny, Katekista, Mpiandry, Mpianatra SEFALA, Mpampianatra SA, Mpitendry zava maneno, ireo niandraikitra ny "sonorisation", ny solontenan'ny Radio Fahazavana aty Frantsa, isika vahoakan'Andriamanitra; Isaorana sy ankasitrahana isika rehetra tamin'ny fahatongavana, sy ny fitondrana am-bavaka ary fanohanana tamin'ny endriny samy hafa izay tsy voatanisa, nataonareo ireny ho voninahitr'Andriamanitra, koa ilay
Tompon'ny Fiantsoana hamaly Fitia anareo tamin'izay rehetra nataoreo  ho Voninahitrin'ny Anarany.
Isaorantsika manokana koa ny Filohan'ny  Synodamparitanin'ny Fiangonana Loterana Malagasy aty Eropa Pastora Dr Habberstad Rakotondrazaka mivady sy ny Raiamandrenin'ny Toby Pouru St Rémy , Dr Raoelison Lala, ary  ireo Mpiandry FLM izay tonga nanotrona ka niara-niasa sy niara-nanome Voninahitra an'Andriamanitra tamin'iny fotoana iny. Zava-dehibe naneho ny fiombonantsika eo amin'ny FFPME koa iny fotoana iny.
 Ho tanterahin'ny Tompo amintsika rehetra anie ny Soratra Masina hoe: " Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay nasehonareo ho voninahitry ny anarany, raha manompony olona masina ianareo sady mbola manompo ihany" Heb 6/ 10
 Manao veloma finaritra anareo amin'ny Anaran'i Jesoa Tompo izahay.
              Ny Filohan'ny Synodamparitany 37  
           Atoa Rakotonirina Charles, Mpitandrina     
       Ny Talen'ny SEFALA S.P                     Ny Filohan'ny Sekoly Alahady SP
      Rtoa Rafalinirina Lalao Angèle                 Rtoa  Rabearison Hanta Lalasoa
               Mpitandrina                                                      Mpitandrina              
    A.F.F. :
 Ho an'ny Filoha sy ny Biraon'ny Sampana SP37, Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana ary ny Biraon'ny Sampana isam-pitandremana,
 Ry havana,
 Ho aminareo mandrakariva anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanan'i Jesoa Tompo.
 "Ianareo no Vavolombeloko hoy NY TOMPO, sady mpanompoko izay efa nofidiko..." Isaia 43.10
 Fifaliana ho an'ny Filoha sy ny Biraon'ny Synodamparitany Vatofehizoro Ampitandranomasina ry havana ny Miantso sy Manasa anareo Biraon'ny Sampana SP, Biraon'ny Fitandremana, Biraon'ny Sampana isam-ptandremana, amin'ny FIFAMPIOFANANA sy FAMPAHAFANTARANA ary ny FANANGANANA NY SAMPANASA FITORIANA NY FILAZANTSARA (AFF) eto anivon'ny Synodamparitanintsika.
 Izany dia ho fanohizana ny ezaka iarahantsika manatanteraka amin'ny fanitarana ny ambaindain'ny Fitoriana ny Filazantsara aty amin'ity Firenena izay mandray antsika ity.
 Ny Toerana: 12 Rue du Père Mazurié, 94550, CHEVILLY - LARUE
Ny andro:  Asabotsy 1 aprily 2017
Fotoana: 10 ora maraina hatramin'ny 4 ora hariva.
 Ny hatao amin'izany: Fifampiofanana sy fampahafantarana ny AFF.FJKM ary Fananganana ny Komity sy Birao AFF SP 
 Ny homanin'ny Tsirairay: BAIBOLY, FIHIRANA, SAKAFO ATOANDRO SAHAZA ENTIN'NY TSIRAIRAY HIFAMPIZARANTSIKA
 Manantena ny Fahatongavantsika maro amin'io fotoana io ry havana fa sady maneho ny fiombonantsika izany, no mampahery antsika handroso eo aloha hatrany.
 Fanentanana manokana: Ho fanohanana ny Radio Fahazavana FJKM any Madagasikara, dia ampirisihina ny isam-piangonana mba: Hanao Rakitra manokana, na hanomana fanomezana ho fanohanana ny Radio Fahazavana, ny Alahady 2 Aprily 2017 ary mba entintsika mandritra ny Herinandro Masina, ka ireo solontenantsika mankany amin'ny Mpiandraikitra Foibe no hitondra izay vitantsika.
 Mankasitraka indrindra ry havana sady manao veloma anareo amin'ny anaran'i Jesoa Tompo
 Amin'ny anaran'ny Filoha sy ny Biraon'ny Synodamparitany 37
Ny Mpitantsoratra
Jean D'Elinivo Emmanuel
4.    Avy amin’ny Fiangonana FJKM Isotry Fitiavana : Ny Fiangonana FJKM Isotry Fitiavana dia hankalaza ny faha 150 ans ary dia manasa iroe zanany ampielezana aminy fotoampivavahana ny Sabotsy 22 aprily 2017 aminy 2 ora tolakandro ao EPU PONTEMONT LUXEMBOURG 106 rue de Grenelle 75001 paris.
  5.    Vaovaon’ny FJKM Wagner
Ny vaovao eto aminy FJKM Wagner.
  Vaovaon’ny Sampana DORKASY :
 Ho fanomanana ny volana Avril izay volantsika Dorkasy ary koa ho fanatanterahana ny tetikasan’ny DORKASY dia :
-       Hisy fampianarana izay ataon'ny Mpitandrina Yves RAHOLIARISON ny 1 Avril  maraina izay tena zava-dehibe tokoa , dia " NY VEHIVAVY ARAKA NY BAIBOLY "  
 Vaovaon’ny Sampana VFL : Ny Asabotsy 1 aprily 2017
"Ny Sampana Vondrona Fototra Laika eto amin'ny FJKM Wagner dia manolotra ho antsika ANTSAM-PIDERANA lehibe izay handraisan'ireo Antoko Mpihira sy Mpihira maro. Izao no natao dia entina hanomezana voninahitra an'Andriamanitra sy hampandrosoana ny asan'Andriamanitra eto amin'ny fiangonantsika ary koa hanatanterahana ilay fanirian'ny Tompo hoe "Mba ho iray ihany izy rehetra", noho izany dia fotoana IRAISAM-PINOANA io.            Ny toerana dia ao amin'ny Epudf La Resurrection 6 rue Quinault 75015 Paris manomboka amin'ny 4 ora hariva.            Tsy misy ny vidim-pidirana fa kosa ny fahatongavanao dia hery lehibe ho anay. Fa misy kosa tsakitsaky amid yeo an-toerana “Gargotte”.
           Ary arak any tetiandron’ny Fiangonana dia misy barquettes nokarakarain’ny Sampana VFL, amidiny amintsika amin’ny vidiny tena mirary, aorian’izao fotoam-pivavahana izao, eo an-dalatsara.
 Vaovaon’ny Sampana Tanora Kristianina :
 Le STK FJKM Wagner Paris tiendra une Assemblée Générale le Samedi 8 Avril 2017, de 14h à 16h, au 7 bis rue du Pasteur Wagner 75011 PARIS. 
S'ensuivra de cette AG une cellule de prière clôturée par un goûté fraternel. 
Cette réunion est obligatoire pour les membres actuels de notre sampana mais aussi ouverte aux personnes souhaitant intégrer le STK.
 Fraternellement, 
Tsiky RABENJAMINA
Secrétaire  STK FJKM Wagner Paris
    Valopin’adidy
Ny valopin'ny adidy dia azontsika raisina any amin’ny mpitantsoratra. Ampahatsihivina isika fa ny adidy dia hezaina aloa isam-bolana, satria isam-bolana ny CHARGES eto amin’ny Fiangonantsika.
Raha misy kosa fiovana ny mombamombantsika, adiresy, mail, na koa anarana, dia aza misalasala manatona ahy handraisako an-tsoratra izany fiovana izany.
 Ny fizaran-draharaha :
 Ny Diakonina tompondraharaha amin’ny volana APRILY 2017 ity dia ny Groupe II (FITIAVANA)          
Ny Sampana tompon-anjara amin’ny raharaha manampy ny Diakonina amin’ny volana aprily dia ny Sampana DORKASY, volana an’ny Dorkasy rahateo ny volana aprily.
Ary dia mamaky ny Tenin’ny Soratra Masina koa izireo.
 Androany dia ny VFL no manampy ny Diakonina tompondraharaha.
 Le prochain culte  le 2 avril 2017  , à  16h  :
 A l’EPUDF 26 rue RAVON  92340 Bourg la Reine à 16 H.
L’école du dimanche connencera à 15H
 Ny alahady fandraisana ny fanasan’ny Tompo eto amin’ny FJKM WAGNER :
 Ampatsiahivina isika fa ny FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO dia ny alahady voalohany sy ny alahady fahatelo,
Pour rappel, les dimanches avec Sainte Cène seront les 1er et 3ème dimanche.
 Toutes ces informations sont sur le site de la FJKM Wagner, à l’adresse www.fjkm-wagner.org, de même que notre agenda, mis à jour régulièrement.
Si vous désirez contacter le bureau de l’église par mail, c’est à l’adresse [email protected], ou directement sur le site, tout à la fin de la page.
 En partenariat avec le site de la FJKM Wagner, le site de RADIO FAHAZAVANA est consultable à l’adresse www.radio-fahazavana.org.
0 notes